Fantaro (AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - ‘Lay fiainam-baovao homanin’i Tompo ho ahy sy ho anao
Santarina ety, ety an-tany ny fiainana any
Katsaho dien’izao sao ho nenin’ianao ny tsy handova
‘Lay paradisa fonenana mandrakizay
Ref : Fantaro anio ny zavatra rehetra
Fantaro ihany koa tononkira.serasera.org ‘lay rfyhdul fiainan-tsy manam-petra
Katsaho ny efzoqebt soa, ny ratsy hadinoy
Hazony mafy izay tsara
Ankino ami-Ray ‘lay fiainana any afara
2 - Ny fiainana ety tsy hoe ho doria, mandalo ihany
Ny vola be-nao sy ireo harenao tsy hitondra ho aiza
Na manana ianao, na ory ihany koa, tsy misy hafa
qlzuun Natambatro iray ho toerana iray mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana)Hits : 209
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 27/01/2026 14:32