Ossy
All photos...
Submitted by Rija Razafimahefa 16/01/2002 10:14
Ossy's song 11 Click here
Hits : 5743
Likes : 0 Like
More info
Oscar RANDRIA dit OSSY (09/04/1920 - 08/09/1992). Zanaka faralahy (t@ 10) an'Itpkl Adolphe ANDROANILANA sy Itkv RAVOLOLOMBOAHANGY. Mpihira tena malagasy nisandratra tao anatin'ny fianakaviana mpihira sy mpanao teatra (Naly Rakotofiringa, Frères Rabesahala, Raozilala, Ranaivo Ranarivelo ...). Nanomboka fanta-daza t@ taona 1945. Nilalao teatra ihany koa tao @ tropy RAnaivo-ranarivelo, Rafidimanantsoa sy ry Naly ... Isan'ireo atao hoe "Chanteur de charme" voalohany ary isan'ny Mpihira an-tsehatra voalohany ihany koa (taloha ny hira dia t@ teatra ihany no nohitana azy) niaraka t@ Naly R. Jeanne Naly, Ludger Andrianjaka ...Ossy, Andrarezina iray @ hira tena malagasy, nanaja ny teny malagasy ... Indreto misy hira vitsivitsy tena nahafantarana an'Ossy ... tsy fanadino ary mendrika ny holazaina.
" Raha ho avy ilay fotoana izay handaozako ny tany, ireo izay manoloana dia hisento, hitomany ..."
Rija Razafimahefa.
Comments about Ossy
Rija Razafimahefa (16/01/2002 15:14)
Oscar RANDRIA dit OSSY (09/04/1920 - 08/09/1992). Zanaka faralahy (t@ 10) an'Itpkl Adolphe ANDROANILANA sy Itkv RAVOLOLOMBOAHANGY. Mpihira tena malagasy nisandratra tao anatin'ny fianakaviana mpihira sy mpanao teatra (Naly Rakotofiringa, Frères Rabesahala, Raozilala, Ranaivo Ranarivelo ...). Nanomboka fanta-daza t@ taona 1945. Nilalao teatra ihany koa tao @ tropy RAnaivo-ranarivelo, Rafidimanantsoa sy ry Naly ... Isan'ireo atao hoe "Chanteur de charme" voalohany ary isan'ny Mpihira an-tsehatra voalohany ihany koa (taloha ny hira dia t@ teatra ihany no nohitana azy) niaraka t@ Naly R. Jeanne Naly, Ludger Andrianjaka ...
Ossy, Andrarezina iray @ hira tena malagasy, nanaja ny teny malagasy ... Indreto misy hira vitsivitsy tena nahafantarana an'Ossy ... tsy fanadino ary mendrika ny holazaina.