Ny Voanio

Nampiditra https://tononkira.serasera.org/mpihira?username=
10/05/2003 18:11
Hiran'i Ny Voanio 15 Jereo eto
Vangy : 8165
Mpankafy : 0 Ankafizo
"NY VOANIO" dia tarika niforona tao TOAMASINA tany amin'ny taona 1965 tany. Maro ny hira nampalaza azy ireo tamin'izany no mbola mitohy henontsika hatramin'izao na dia tsy dia miaka-tsehatra intsony aza ity tarika ity.
Dimy mianadahy no mpikambana ao anatin'NY VOANIO dia i Clarisse - Monique - Paquerette - Fara ary i Max .
Efatra mirahalahy kosa no mpitendry mozika dia i Zo - Phil -Jean de Dieu ary i Lalaina .

Hevitra momba an'i Ny Voanio

(10/05/2003 22:11)
"NY VOANIO" dia tarika niforona tao TOAMASINA tany amin'ny taona 1965 tany. Maro ny hira nampalaza azy ireo tamin'izany no mbola mitohy henontsika hatramin'izao na dia tsy dia miaka-tsehatra intsony aza ity tarika ity.
Dimy mianadahy no mpikambana ao anatin'NY VOANIO dia i Clarisse - Monique - Paquerette - Fara ary i Max .
Efatra mirahalahy kosa no mpitendry mozika dia i Zo - Phil -Jean de Dieu ary i Lalaina .

Hiran'i Ny Voanio (15)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0113