Matoa aho nitady anao (Ny Voanio)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa aho nitady anao satria
Tsaroako tanatiko tao
Ilay foko nitempo fitia
Hery tsy haiko resena
Sento sy embona koa
Ny atin’ny fo raha jerena
Dia tokana mba te ho roa
Nanavaka fptrx anao tao anatin’ny maro
Nitady anao eram-bazan-tany
Saika tsy nahita tononkira.serasera.org nefa kanjo tazako ianao
Ary tsapako tamin’izay fa tanteraka ny nofiko
Matoa aho nifidy cfmjx anao satria
Ilay endrika sy bikanao
Dia nambabo ilay foko efa tia
Tsy fantatro izay ho ao aoriana
Sy mety ho vokatri’zany
Ny foko dia feno hafaliana satria tiako ianao
Nanavaka anao tao anatin’ny maro
Nitady anao eram-bazan-tany
Saika tsy ivbnxmso nahita nefa kanjo tazako ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny VoanioVangy : 8580
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ari.malala
Daty : 02/04/2008 14:29