hiombom-pitia aminao (Ny Voanio)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiombom-pitia aminao aho raha toa sitrakao
hisedra iqwliw sy hamakivaky izao fiainana izao
raha hfcqpun toa ka ianao no mitantana ny diako
ho sambatra tokoa ny tokatranoko
ny fahoriana ho zary hafaliana
Ho tsiniko ve raha toa hanambara
ny fikasako anao mba ho anjara
izany no faniriko tsy tononkira.serasera.org ho hafaka an-tsaiko
ny endrikao mamiko
eny tiako no miaraka amiko
Ireo zanan-tsika rehefa rahatr’izay
mbola hanamafy ny fitiavan-tsika indray
ianao sy izy ireo no ho ravaky ny tokatranoko
ho saribakoliko ho filalaovako
hanafaka tokoa ny sorisoriko
Izany hafaliako raha tanterak’izany
tsisy hiriko intsony eto an-tany
ho onixur tonga lafatra ny hasambarana
satria ianao ilay nofidiko sy efa tiko
no miaraka amiko
Ho tsiniko ve raha toa hanambara
ny fikasako anao mba ho anjara
izany no faniriako tsy ho hafaka an-tsaiko
ny endrikao mamiko
eny tiako hiaraka amiko
hisedra iqwliw sy hamakivaky izao fiainana izao
raha hfcqpun toa ka ianao no mitantana ny diako
ho sambatra tokoa ny tokatranoko
ny fahoriana ho zary hafaliana
Ho tsiniko ve raha toa hanambara
ny fikasako anao mba ho anjara
izany no faniriko tsy tononkira.serasera.org ho hafaka an-tsaiko
ny endrikao mamiko
eny tiako no miaraka amiko
Ireo zanan-tsika rehefa rahatr’izay
mbola hanamafy ny fitiavan-tsika indray
ianao sy izy ireo no ho ravaky ny tokatranoko
ho saribakoliko ho filalaovako
hanafaka tokoa ny sorisoriko
Izany hafaliako raha tanterak’izany
tsisy hiriko intsony eto an-tany
ho onixur tonga lafatra ny hasambarana
satria ianao ilay nofidiko sy efa tiko
no miaraka amiko
Ho tsiniko ve raha toa hanambara
ny fikasako anao mba ho anjara
izany no faniriako tsy ho hafaka an-tsaiko
ny endrikao mamiko
eny tiako hiaraka amiko
--------
Link:
