Nahoana (Ny Voanio)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana no ampijaliana
ity foko manirery ?
Lazao rahatoa tsy tiana.
Lazao fa tsy an-tery.

Dia ho nofiko ve ny lasa
ka ho rava ankehitrio ?
Hafaliana tsy homby tratra
dia ho sento manomboka anio ?

Raha namadika ny diana izay natao hatrizay
Ny fitia tsy novidiana ao am-po mandrakizay
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/ny-voanio/nahoana-1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Voanio
Vangy : 10473
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 09/09/2002 09:43
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.1398