Dia ho sahinao ve(2) (Ny Voanio)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia ho sahinao ve ?
ny hanosika ahy
dia ho sahinao ve ?
ny handefona ahy
dia ho sahinao ve ?
ny hamono
ity foko hababonao
tanteraka
tanteraka
(BIS)

Aiza re ?
no hahitako
fo iray
mitempo amiko
fo mijaly,
mankahala ny omaly
fa fitia ,
vaovao,
no entiko hatramin’izao !

Nahoana re?
no ampijaliana
Ity foko,
Manirery,
mba lazao re!
raha toa tsy tiana
ity foko hababonao
tanteraka
tanteraka

Aiza re
no hahitako
fo iray
mitempo amiko
fo mijaly,
mankahala ny omaly
fa fitia
vaovao
no ho entiko hatramin’izao !
(BIS)

Nahoana re?
no ampijaliana
Ity foko,
Manirery,
mba lazao re!
raha toa tsy tiana
ity foko hababonao,
tanteraka , tanteraka, tanteraka
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/ny-voanio/dia-ho-sahinao-ve2
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Voanio
Vangy : 4433
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : trimobe
Daty : 25/09/2007 22:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0704