Faly aho (Ny Voanio)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho satria tonga ianao ilay nandrasako
ilay nandrasako tamin’ny fo manantena
tonga ianao satria sitrakao ilay hafatro
tonga ianao hijoro am’ilay fanekena
Tanteraka ilay nofiko ianao nilaharako
d’ilay ianao nofahifahiko ny mosarako
ianao,ianao irery ihany no tazana
tiako ianao,ianao re no tiako tononkira.serasera.org hiantsapazana
Lasa izay ny ora nisentosentoana
fa tonga kosa ny ora hiravoravoana
ilay vola nisoaka dia indro baliaka
hotsofina lwctzkxw rano ny fitiavantsika
ilay volantantely manomboka anio
tazony hateza ho soa sy madio
Ka edgf avia, mdcvrx avia manantona rahavako
fa voatokana ho anao ny fitiavako
isika izao dia hiray fo sy fisainana
hiaraka hamakivaky ny fiainana
ilay nandrasako tamin’ny fo manantena
tonga ianao satria sitrakao ilay hafatro
tonga ianao hijoro am’ilay fanekena
Tanteraka ilay nofiko ianao nilaharako
d’ilay ianao nofahifahiko ny mosarako
ianao,ianao irery ihany no tazana
tiako ianao,ianao re no tiako tononkira.serasera.org hiantsapazana
Lasa izay ny ora nisentosentoana
fa tonga kosa ny ora hiravoravoana
ilay vola nisoaka dia indro baliaka
hotsofina lwctzkxw rano ny fitiavantsika
ilay volantantely manomboka anio
tazony hateza ho soa sy madio
Ka edgf avia, mdcvrx avia manantona rahavako
fa voatokana ho anao ny fitiavako
isika izao dia hiray fo sy fisainana
hiaraka hamakivaky ny fiainana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny VoanioVangy : 10355
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Rahaga Xavier E
Daty : 06/11/2002 18:49
