Antsa an'i Kristy

Nampiditra tOSOLA
05/01/2005 06:12
Hiran'i Antsa an'i Kristy 52 Jereo eto
Vangy : 31789
Mpankafy : 0 Ankafizo
Antsa an'i Kristy tohizo ny asan'areo fa tena mahafinaritra ny mihaino anareo mihira,ohatran'i mihainoa Anjely ny mihaino anareo.Misaotra betsaka Antsa an'i Kristy

Hevitra momba an'i Antsa an'i Kristy

Jessica (20/08/2002 17:00)
Antsan'i Kristy dia "groupe évangélique"
Ny tanjony dia ny mitory ny filazantsara amin'ny alalan'ny hira .
Misy Atsan'i Kristy aty Madagasikara ary any Frantsa.
Vao hasiana koa eny La Reunion .
Ny K7 Moa dia efa misy Volume Anaky 4 .Ny Antsan'i Kristy Reunion no hanao ny Volume 5 Raha sitrapon'Andriamanitra .

Hiran'i Antsa an'i Kristy (52)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0114