You are here: home > Tononkira > Antsa an'i Kristy

ATOLOTRO HO ANAO (Antsa an'i Kristy)

Atolotro ho Anao ry Jeso tia
Ny fiainako sy izay rehetra eo aminy
Ny foko sy ny saiko ary ny fanahiko
Raiso ho Anao ka anjakao

Ny voady ataoko Aminao ry Jeso tia
Tsy hivadika Aminao aho sanatria
Ka vonona aho Jeso ny hanara-dia Anao
Hatrany am-parany any

Tiako koa ny tsy hisarakatononkira.serasera.org Aminao
Hanaiky ny ho fanirakirakao hatrany
Hatrany am-parany any

Ekeko Ray izay omenao ahy
Fantatro f’ianao tsy hanary ahy
Ka n’inon’inona hitranga amin’ny fiainako
Dia zakaiko ihany

Tiako Ianao satria Ianao efa tia ahy taloha
Tsy hanome fitsapana izay tsy ho zakako
Fa tsy maintsy mpandresy aho

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsa an'i Kristy
Mpamaky : 861
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : niniekely
Tamin'ny : 14/11/2018 10:10:26
ID : 11129

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo