You are here: home > Tononkira > Antsa an'i Kristy

ESORY (Antsa an'i Kristy)

Ray malala ô, esory, ‘reto alahelo mitambesatra
Ato am-poko ato fa tsy omby, esory fa mila handreraka
Tsy alahelo ihany no mitoetra ao, fa Ianao sy ny fitiavanao
Esory izay rehetra tsy avy taminao Ray ô,
(esorinao  Ray ô,esory ao)Duo

Aiza i Jeso, handio ahy ; aiza i Jeso ô ! hanafaka ahy    Aiza i Jeso hiaro ahy ; aiza i Jeso hampiadanTsiky dia ampya ahy.

Ray malala ô ! omeo, omeo fo madio mangarana
Sy toetra tsara hanaovako ny asanao ;
Ho mendrika tokoa ny Anaranao
Fa raha mamaky koa ny teninao, dia mila fo madio sy vaovao
Mba hananako ny toetra tsara ihany anie (Diovinao Ray ô, diovy koa) Duo

in-2: aiza i Jeso… + musique

Aiza i Jeso hiaro ahy, aiza i Jeso hampiadana ahy.
Na na na na nana oouuu


Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsa an'i Kristy
Mpamaky : 11717
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : sarobidy
Tamin'ny : 10/10/2008 15:59:26
ID : 5400

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo