Ampidiro aloha ny tenimiafina
Asandratro (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandratro ny Anaranao
Asandratro avo amin’izao tontolo izao
Ka raha mbola velon’aina koa aho,
Ny anaranao tsy miala am-bavako
Tsy mila tompo hafa aho
Afa tsy ianao ry Jesoa soa
Ilay fanandratana sy famonjena ahy koa
Asandratro avo ny anaranao
Na rera-tsaina aho midera anao
Na faly ravo koa mitsaoka anao
Tsy tononkira.serasera.org misy marombaka ahy an-tananao
Ianao jeso manandratra ahy
Deraiko foana Ianao
Ambarako eran-tany fa tsara Ianao
Ianao no mbola mampiaina ahy toy izao
Asandratro avo ny anaranao
Tantano aho sao tsy zuyg mahatana anao
Ambino f’hifikitra aminao
Satria ianao Jeso mifidy ahy toy izao
Ianao Jeso mpanandratra ahy
Derainay foana ianao
Ambara ldsihj eran-tany fa tsara Ianao
Ianao no mbola mampiaina anay fvudf toy izao
Asandratra avo ny anaranao
Asandratro avo amin’izao tontolo izao
Ka raha mbola velon’aina koa aho,
Ny anaranao tsy miala am-bavako
Tsy mila tompo hafa aho
Afa tsy ianao ry Jesoa soa
Ilay fanandratana sy famonjena ahy koa
Asandratro avo ny anaranao
Na rera-tsaina aho midera anao
Na faly ravo koa mitsaoka anao
Tsy tononkira.serasera.org misy marombaka ahy an-tananao
Ianao jeso manandratra ahy
Deraiko foana Ianao
Ambarako eran-tany fa tsara Ianao
Ianao no mbola mampiaina ahy toy izao
Asandratro avo ny anaranao
Tantano aho sao tsy zuyg mahatana anao
Ambino f’hifikitra aminao
Satria ianao Jeso mifidy ahy toy izao
Ianao Jeso mpanandratra ahy
Derainay foana ianao
Ambara ldsihj eran-tany fa tsara Ianao
Ianao no mbola mampiaina anay fvudf toy izao
Asandratra avo ny anaranao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 13899
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotomahenina76
Daty : 30/12/2013 09:08
