Hevitra momba an'i Antsa an'i Kristy

Hiverina amin'ny Antsa an'i Kristy Hampiditra hevitra
aina16 ( 05/01/2017 09:30)
sao mba misy manana ilay hira an'i Antsan'i kristy Ma voix s'eleve a Dieu io isika ato fa dia tena tadiaviko mafy
rshery ( 22/01/2007 19:00)
Bema, Ra mitady hira manokana ohatra hoe mpitohazara na KTLTM zaako de aona no ahazoako ny tonony? Fa antsan'i kristy alou mahafinaritra e.
Misaotra anareo
mamyrafano ( 15/11/2005 12:02)
Amin'ny mariagiko mba tiako mba ianareo "antsa an'i Kristy " no manao animation. Tena tiako fotsiny tsinona ianareo e.
Mety ve zany
mamyrafano@yahoo.fr
boglen ( 20/09/2005 13:17)
FA ANGAHA TSY MISY LE TONONKIRA ESORY AO KAY
tOSOLA ( 05/01/2005 11:12)
Antsa an'i Kristy tohizo ny asan'areo fa tena mahafinaritra ny mihaino anareo mihira,ohatran'i mihainoa Anjely ny mihaino anareo.Misaotra betsaka Antsa an'i Kristy
voninkazokely ( 26/05/2004 07:43)
Manao ahoana ianareo namana rehetra!
Ireto avy ny fantatro ka tsy haiko raha efa niova:

Ny Antoko Mpihira :
-Fanja
-Lucette
-Rotsy
-Voahirana
-Ornella
-Dr Jean Alphonse
-Jean Claude
-Haga
-Metosela
-Mamy
-Jaona
-Niry
-Rickel

Adiresy :

ANTSA AN'I KRISTY
Siège : Lot IVA 129 Ter Ambodivonkely
Ambohimanarina - Antananarivo 101

Tél : 22.202.41 na 22.349.56
bema ( 08/04/2004 12:28)

Mpitory an'i Kristy velona ny Antsa an'i Kristy.
Ao Manakara Tanambao no misy ny ray aman-drenin'izy ireo, ary notaizana tao izy ireo, izay avy amin'ny Fiangonana Loterana Tanambao Manakara.
Ny mahafinaritra dia mihezaka manao hira amin'ny fiteny malagasy maro samy hafa izy ireo.
Mirary soa.
Ny havanareo aty France no manoratra.
Mpandrindra ny tarika MPITOHAZARA ( Batrelaka ara-pilazantsara) avy any amin'ny faritra Sud-Est izay manana foibe ao Manakara aho.
Ruffin no tena anarako.
nyantsa ( 11/02/2004 09:56)
"Resy lahatra" no lohahevitra noraisin'ny Antsa an'i Kristy Mada tamin'ny album faha-4 nataony. 5 ny mpihira : Voahirana, Passi, Rotsy, Mamy ary Haga. Marihina fa i Ramatoa Lucette Raoelinivo no mpamorona ny hiran-dry zareo. Tantely no manao ny arrangement rehetra.
Jessica ( 20/08/2002 17:00)
Antsan'i Kristy dia "groupe évangélique"
Ny tanjony dia ny mitory ny filazantsara amin'ny alalan'ny hira .
Misy Atsan'i Kristy aty Madagasikara ary any Frantsa.
Vao hasiana koa eny La Reunion .
Ny K7 Moa dia efa misy Volume Anaky 4 .Ny Antsan'i Kristy Reunion no hanao ny Volume 5 Raha sitrapon'Andriamanitra .
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3927