Ny foko tia (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko tia, ho anao doria
Tsy miova mandra-maty ho anao
‘Zao rehetra izao, ny voary koa
Miombo-peo kdauuxp amiko, ho anao
Ho tia anao n’aiza n’aiza misy ahy
Ho tia anao yjoczj n’aiza n’aiza misy anao
Ho eo anilanao, ny xucbaq androm-pianako
Na ho tomany, na faly koa
Ny eo an-tsandrinao tononkira.serasera.org no hasambarako

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vola sy NoroHits : 32517
Likes : 1 Like
Created by : Bako
Date : 17/02/2003 16:42