DINA (Vola sy Noro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manirery malahelo, lasa vetsovetso
Manimanina havan-tiana ka misento
Voady ho doria, qtvqpx fo mifankatia tsaroana
Tafasaraka, tsy mety very dia, manoina gfyqpb é

(refrain)

Tsy manadino n’aiza n’aiza, tsy mba manadino
Tsy miova ny fitia nekena ho doria
Ampy tononkira.serasera.org ho ahy mangina, fanantenako mandrakizay
Ireo dinantsika, ireo fitiavana hatrizay

(modulation 1/2 ton)

Vavaka atao raha toa malahelo ianao
Ny vatako ihany wtcui anie no lavitra anao
Ho fahatsiarovana, ity ny hirako kaloina
Ny eritreritro, ny fitiavako manoina é

(refrain) Tsy manadino .......

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0141