Zanaka adala (VLM 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He menatra aho ry Raiko
Ny hihaona Aminao ndray
Fa he ny hadalako mandrakotra fanahy
Tsy mendrika intsony ny atao hoe zanakao Ray
Tsy sahaza ahy akory ny hoe mpanomponao
Anefa fantatray ry Ray fa ny fitiavanao anay
Tsy miova bnzfwkdv tsy mifindra
Tsy miova fa ho mandrakizay
Ny famindram-ponao tsy hoesorinao aminay mandrakizay ry Ray
Tsy ho esorinao aminay ny faneken’ny fihavanana
Ray be fitia raiso anio ty zanakao
Efa nania nefa maniry ny hihavao
Zanaka adala tokoa, tsy nahalala ny soa
Ka mba diovy hadio ho miwgmloh vaovao mendrika Anao
Fa hainao na tsy hambara tononkira.serasera.org ny nofonay malemy
Maniry hanao ny tsara mba te ho soa ombieny
Kanefa indrisy mantsy toa resy lava ihany izahay
Ny fandrik’ilay ratsy misesy tsy hita lany
Anefa fantatray ry Ray raha eo anilanao izahay
Na mafy ny ady izay tsy maintsy hosedraina amin’ny fiainanay
Ianao lay Tompon’aina hampandresy anay ho mandrakizay
Ny sjejxpt herinao tsy hay tohaina hamomba anay amin’ny fiainanay

--------
Link: