Courage (VLM 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ho sarotra mideza ny lalako izaoFaly aho fa manana Anao
Na hobe ireo sedra hifamaofao
Faly aho fa manana Anao
Satria IanaoJesoa nifidy ahy
Zay rehetra mety hiseho
tsy hataoko mampanahy
Fa ny eo anilanao ooo no mahatsara ahy
Fa n'izan'iza mino Anao,
dia tsy angahiahy Ianao no Mpiahy
Fa ny eo akaikinao ooo , fiadanana
ny tananao mahery no mitantana ahy
sy fiarovana ho ahy
Na hanenjika ahy daholo ireo fahavalo
(Faly aho fa manana Anao)
Raha izaho indray aloha
dia tsy himalo
'Zay tendrinao hekeko tsotr'izao
Fandresena azo antoka ny miaraka Aminao
Fa ny eo anilanao ooo no mahatsara ahy
Fa n'izan'iza mino Anao,
dia tsy angahiahy Ianao no Mpiahy
Fa ny eo akaikinao ooo , fiadanana
ny tananao mahery no mitantana ahy
sy fiarovana ho ahy
Fa ny eo anilanao ooo no mahatsara ahy
Fa n'izan'iza mino Anao,
dia tsy angahiahy Ianao no Mpiahy
Fa ny eo akaikinao ooo , fiadanana
ny tananao mahery no mitantana ahy
sy fiarovana ho ahy
COURAGE, COURAGE AHO FA MANANA ANAO
COURAGE, COURAGE AHO FA MANANA ANAO
TIAKO NY ANILANAO
AKAIKINAO, IANAO TSY MBA MANADAO
FA TIA AHY IANAO (X4)
Fa ny eo anilanao ooo no mahatsara ahy
Fa n'izan'iza mino Anao,
dia tsy angahiahy Ianao no Mpiahy
Fa ny eo akaikinao ooo , fiadanana
ny tananao mahery no mitantana ahy
sy fiarovana ho ahy
HO OOOOO AHY
--------
Link: