Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Zavatra Rehetra (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mifalia ry zatovo dieny mbola tanora ianao
Mandehana tanteraho izay rehetra sitraky ny fonao
Fa tononkira.serasera.org ny zava-drehetra dia azonao atao avokoa
Fa tsy ny zavatra rehetra tokoa ktgcpuq no tsara sady mahasoa
REF:
Fa 'zao zavatra rehetra izao
Tena mety mahasondriana anao
Fa fantaro izay tsara
Mba ho tsara fiafara
Nefa aoka koa ho fantatrao
Fa tsy gddpf maintsy hitsaràna anao
Hitan' Andriamanitr' izay
Efa vita hatrizay
2) Ny Fanahy Masina no tena afaka manampy anao
Ka manoro anao ny làlana, làlana tsara sady marina
Ny Fanahy Masina no tena afaka manampy anao
Ka manoro anao ny làlana, làlana tsara sady marina
REF:
Fa 'zao zavatra rehetra izao
Tena mety mahasondriana anao
Fa fantaro izay tsara
Mba ho tsara fiafara
Nefa aoka koa ho fantatrao
Fa tsy maintsy hitsaràna anao
Hitan' Andriamanitr' izay
Efa vita hatrizay
SVM-RF FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO vfwhbqbp

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 391
Likes : 1 Like
Created by : Sandyrandrianaivo
Date : 22/05/2025 11:41