Tovolahy (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro ange tazano ooohh ty tovolahy toa efa mamoToa mandroaroa fijery, toa miteny irery
Niezaka hampiharina ny tena
Nefa impiry hita mivembena
Nilaozan-tiana ka nangina eeehh
Réf :
Ory2, nisotro sy nigoka
Ka mamo koa ny fony (×2)
Tovolahy tsy mba mpisotro firy
Ooohh, niova izy ankehitriny
Tsy maontimaontina toy 'lay fahiny eeehh
Pinara sisa fanafody, fa Kiala kely lasana tsy nody
Marary izy eeehh, dia tsy ho avotra intsony ve ?
Réf :
Ory2, nisotro sy nigoka
Ka, mamo koa ny fony (×2)
Réf :
Ory2, nisotro sy nigoka
Ka, mamo koa ny fony (×2)
Tavohangy botakely, io indray nanjary toa Tantely
Hanadinoina an'ilay anjely kely
Pinara sisa fanafody, fa 'lay tiany lasana tsy nody
Marary izy eeehh, dia ho arianareo tokoa ve ?
Réf :
Ory2, nisotro sy nigoka
Ka, mamo koa ny fony
Ka, katry koa ny fony ho'aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TselatraHits : 575
Likes : 0 Like
Created by : Antsanga
Date : 15/03/2025 19:39
