Manantena (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifohaza amin'izay ry Pôly a!
Manantena an’iza.
Ts’isy foana
Eh tononkira.serasera.org tsy hita moa izy ity ry akama
efa ela ihany aho tamin’ny tanana
Mpivarotra voanjo lasa rovitra akanjo
Ts’isy hantenaina fa miferinaina e
mba mpiasam-panjakana
nefa kely karama
lasa retraité
efa antitra be
mbola ratsy laoka ka mitady hisotro toaka
vavavava fotsiny no qtuqjiv miteny
angano angano kcwna arirarira
toa rivotra ireny
misondrotra ny fiainana reveko fa tsy quoi
drodroka sy ketraka misambo-drivotra
mifofotra ny tena fa leo ny fametsena sy ny fikafika be Izay kobon’ingahy Ratrema
fa tsy sahy miteny
manantena nefa taolana
Manantena an’iza.
ts’isy foana
tsy hitako izay azo atao anao nefa razoky
mahereza ihany lesy faza very toky
mbola hoavy ny maraina
ny tompo mahery no aoka handrandraina
mitsangana f’aza kivikivy
omeo courage foana re ny ankizy
fa na qgoam misy aza ny hafetsena tsy maintsy mbola hirodana ny babilony fitiavan-tena
Sambatra izay matoky ny lanitra
Sambatra ny rehetra maharitra

--------
Link: