Sôlafa sy patron (Tempo Gaigy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :Môla môla taminao hoa izaho !2
Taratara taminao hoa izaho
Patron, mba henoy hoa izaho
Taratara taminao ah izaho! 2
Toratorana aminao ah izaho
Patron, écoutez çà!
Izaho sôlafa fa ianao patron
Taratara taminao aho izao
Amoureuse taminao aho izao
Mon amour écoutez ça!
Izaho sôlafa fa ianao patron
Amoureuse taminao aho izao
Ny faniriako dia ny mba hidodo
Eo anilanao eo patron!
Izaho tsy hi forcer anao zao ô!
Ny fitiavako diso trop
Izaho sôlafa fa ianao patron
Patron, écoutez çà!
Izaho mahatsapa fa ianao mignon
Tsy atakalonao izany patron
Izaho sôlafa fa ianao patron
Pitié! Profitez-moi!
Ref:
Môla môla taminao hoa izaho !2
Taratara taminao hoa izaho
…….
Sôlafa mahay mandihy
Dia mamba koa hi-boum
Sôlafa faly ery
Hi-boum boum boum
Rahoviana ianao patron
Vao handray decision?
Fa hiaraka hi-boum
Hifampitolotolotolona!!
Fa môla môla aminao izaho
Taratara aminao izaho
Malemilemy aminao izaho
Ô patron!
Ny ankizy faly ery
Mahitanao mi-boum
Izaho mitomany aty
iboum boum boum
Sôlafa mahay mandihy
Dia mamba koa hi-boum
Sôlafa faly eritreritra
Hi-boum boum boum
Fa môla môla aminao izaho
Taratara aminao izaho
Malemilemy aminao izaho
Ô patron!
……….
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tempo GaigyHits : 1467
Likes : 1 Like
Created by : blahblah
Date : 19/06/2018 11:42