MBOLA EKEKO TOMPO (Telonohorefy Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mbola ekeko Tompo, tena amin’ny foko
Ny ho isan’izay fitaovana iray
Eo an-tànanao hitory ny Fitiavanao
Mba sitrany ahay miampy indray
Ny ankohonan’ny Ray
tononkira.serasera.org Manaiky ho fanaka voafidy vata mihidy
Ka ny sitrakao ho tö, fa izaho tsy tompon-tsafidy
Ny toky omena dia fandavan-tena
Tolory saina fahalalàna sy fahendrena
2- Raha ny ato am-poko ry Jesosy tiako
No velariko eto anoloanao
Inoako fa tsy omby eto ambonin’ny tany
Jesosy Malala izaho tsy hiala
wtnhbg Na hisy tomany
gbay Manaiky ny tendry ary ho hendry eny am-perinasa
Hamita izay tsy vita rehetra tamin’ny lasa
Dia manantena ny valim-babena
Hianao ry Ray no avy handray sy tonga hitsena
Hihaona amin’ny voavonjy sy ireo hava-malala
Nitahiry ny finoany tety tsy nisalasala
Tsy voatanisa, tsy voaisa
Miravoravo handray antsika ao am-paradisa
crlw Pasteur SACHA
NEPM-FPVM LA REUNION
Fanevan’ny faha 20 taonan’ny
"TELONOHOREFY FAMONJENA"
1988 - 2008

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Telonohorefy FamonjenaVisites : 4038
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 13/02/2008 13:36