Fo onena (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana moa ianao indray no nafoy
Nanaiky ny hisolo ahy
Izaho ilay tsinontsinona akory
Noho ny fahotako dia novonoina ianao
Nahoana moa ianao indray no nafoy (Nahoana moa ianao no nafoy)
Nanaiky ny hisolo ahy (Ianao)
Izaho ilay tsinontsinona akory
Noho ny fahotako dia novonoina ianao
Ref: (x2)
Jesosy o, inona no azoko atao
Hamaliako ilay taratry ny fitiavanao
Tsy mba manam-bola qgebk sy harena aho
Fa ny foko no azoko omena
Nahoana no ianao indray ityfvji no nijaly
Hisolo ahy ktcuowa ka tsy mba namaly
Izaho ilay tsinontsinona akory
Noho ny hadalako dia novonoina ianao
Nahoana tononkira.serasera.org no ianao indray no nijaly
(Nahoana no ianao no nijaly)
Hisolo ahy ka tsy mba namaly (Ianao)
Izaho ilay tsinontsinona akory
Noho ny hadalako dia novonoina ianao
Ref: (x3)
Jesosy o, inona no azoko atao
Hamaliako ilay taratry ny fitiavanao
Tsy mba manam-bola sy harena aho
Fa ny foko no azoko omena
Tsy mba manam-bola sy harena aho
Fa ny foko no azoko omena (x2)
Nanaiky ny hisolo ahy
Izaho ilay tsinontsinona akory
Noho ny fahotako dia novonoina ianao
Nahoana moa ianao indray no nafoy (Nahoana moa ianao no nafoy)
Nanaiky ny hisolo ahy (Ianao)
Izaho ilay tsinontsinona akory
Noho ny fahotako dia novonoina ianao
Ref: (x2)
Jesosy o, inona no azoko atao
Hamaliako ilay taratry ny fitiavanao
Tsy mba manam-bola qgebk sy harena aho
Fa ny foko no azoko omena
Nahoana no ianao indray ityfvji no nijaly
Hisolo ahy ktcuowa ka tsy mba namaly
Izaho ilay tsinontsinona akory
Noho ny hadalako dia novonoina ianao
Nahoana tononkira.serasera.org no ianao indray no nijaly
(Nahoana no ianao no nijaly)
Hisolo ahy ka tsy mba namaly (Ianao)
Izaho ilay tsinontsinona akory
Noho ny hadalako dia novonoina ianao
Ref: (x3)
Jesosy o, inona no azoko atao
Hamaliako ilay taratry ny fitiavanao
Tsy mba manam-bola sy harena aho
Fa ny foko no azoko omena
Tsy mba manam-bola sy harena aho
Fa ny foko no azoko omena (x2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TDL (True Direction Life)Hits : 732
Likes : 0 Like
Created by : rabvolatiana
Date : 15/09/2025 07:55
