Hiverina (Tarika Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Structure(A,B,C,B,C)
A-Efa ela hiany no niaina tety tsy nahita izay nasoa ahy
Mba nikaroka naketsy sy ery ampitony ireo ahiahy
Na mamafy be aza kely no azo, misotro uazceib anefa tao tsy mba hafapo
Tsy mety voky, na minana aza, na dia mitafy aza tsy mba mafana
B-Maro no kivy mitanondrika sy mangetaheta toa ahy
Ny saiko koa dia nandinika fa toa vtmris karakaina ity tany
Tsapako izao fa ao Aminao ihany, no loharano hampitony izany
Manome aina izay mitaraina, janai Ray ô hody aho tena reraka ny aina
tononkira.serasera.org
C-Tsy mendrika ny hanatona Anao, ninia nandao be ny ditra natao
Tsy miafina Aminao ny fiainako mosarena sy maina tokoa
Fa raha tsy mendrika ny ho zanakao ataovy ho isan'ny mpanompo aho
Hiverina aho tena hody amin'izay, fa ao Aminao no fiadanam-po sahaza ho ahy x2

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika VonjyHits : 2146
Likes : 0 Like
Created by : jesse1525
Date : 09/12/2019 15:26