Ahy Jesosy (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko na maro ireo misaina toa ahy
Raha mandinika ny tontolo ety
Toa hanjakan’ny haizina
Ka ny marina indray cglgwd no miafy
Indraindray aza aho , dia solafaka mihintsy
Mialona ireo mpanao ratsy
Hanome tsiny anao ry Ray
Hifonako eto izany
Fiverenena :
Ry foko tomany , matetika ianao no manontany
Hoe rahoviana no ifarana e , Ireo fahoriam-be dia be
Nefa manana Aho , Jesosy o Manana Anao
Ka tsy ahoako izany rehetra izany
Sambatra Aho , Manana anao
Anjarako eto an-tany
“ Andriamanitra mahasoa ny olony tokoa dia ny madio frmoce fo
Fa izao dia saiky nibolisatra ny tongotro
Saika solafaka ny diako satria ,
Nialona ny mpirehareha aho raha nahita ny fiadanan’ny ratsy fanahy
Iza no ahy any an-danitra , ary jmgxzph tsy misy ety ambony tany irika tahaka Anao
Fa na dia levona aza ny nofoko sy ny foko dia mbola vatolampin’ny foko sy anjarako mandrakizay
Andriamanitra
Ary indro very izay lavitra anao , aringanao izay mahafoy anao ”
Fiverenena : tononkira.serasera.org

Amena !

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 31394
Likes : 6 Like
Created by : Matiasy Le Seul
Date : 03/02/2018 08:38