Fifaliana (TNG (TAFIA New Generation))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) ho fifaliana ny androany e (Aouma)
fa anivon-tsika Jesosy e (Aouma)
venteso ny hira ho azy e
Jesosy Mpanjaka mandrakizay
ho antsika jiabe
Réf : Mitsangana antsika jiabe
ycstop hanandratra an'Andriamanitra
aza ambela raha tsy miavy e ny fifalianao
Jesosy iraika avao longosoa
Izy irery no Tomponao
fa lehibe ny tompontsika
Andriananahary e
2) Sikafy ity fonao ho tononkira.serasera.org azy e (Aouma)
koa aza mba mihafiafy e (Aouma)
derao Andriananahary e
fa Izy mandrakizay
mandrakizay Andriamanintsika e
Réf : Mitsangana antsika zpkn jiabe
hanandratra an'Andriamanitra
tyknmgk aza ambela raha tsy miavy e ny fifalianao
Jesosy iraika avao longosoa
Izy irery no Tomponao
fa lehibe ny tompontsika
Andriananahary e
A/C : Toky Rakoto
fa anivon-tsika Jesosy e (Aouma)
venteso ny hira ho azy e
Jesosy Mpanjaka mandrakizay
ho antsika jiabe
Réf : Mitsangana antsika jiabe
ycstop hanandratra an'Andriamanitra
aza ambela raha tsy miavy e ny fifalianao
Jesosy iraika avao longosoa
Izy irery no Tomponao
fa lehibe ny tompontsika
Andriananahary e
2) Sikafy ity fonao ho tononkira.serasera.org azy e (Aouma)
koa aza mba mihafiafy e (Aouma)
derao Andriananahary e
fa Izy mandrakizay
mandrakizay Andriamanintsika e
Réf : Mitsangana antsika zpkn jiabe
hanandratra an'Andriamanitra
tyknmgk aza ambela raha tsy miavy e ny fifalianao
Jesosy iraika avao longosoa
Izy irery no Tomponao
fa lehibe ny tompontsika
Andriananahary e
A/C : Toky Rakoto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TNG (TAFIA New Generation)Vangy : 790
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andrianandrasana
Daty : 27/11/2024 14:10
