ekenao ve (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ekenao  fa misy tokoa ve ‘lay Ray ao ambony
‘zay hivavahana sy inoana tokoa
Izy ‘lay Ray be fitia namonjy ireo izay nania
Ka miantso anao miverena ry ondry nivena
Raha toa ka tsapanao fa be tokoa reo otanao
Dia mibebaha ianao sao ninao
Izy no efa niteny fa hitsara anao
Amin’ny andro iray izay handraisany anao

2-Ekenao fa misy tokoa ve  ‘lay Jesoa Mpanjaka
Mpitari-dalana sy ‘lay Tompo Tsitoha
Izy no ‘lay kapiteny,mpamonjy ny olona very
Ka miantso anao miambena fa ho avy tsy ho ela
Ho anao zay mino fa Izy tokoa no Mpanjaka
Dia voavonjy ianao sy voavela hatrany
Maneké azy amin’ny alehanao rehetra
Fa Izy homba tokoa ny fiainanaoho avy

                   A . Hery Razanakoto                    
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 353
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 09:08
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0378