Hanompo Anao (SALSA Ziona Fahazavana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- 'Zaho raha mbola velon'aina n'inona n'inona ilainaAmin'ny asa fanompoana Anao Jesoa
'Zay rehetra anatiko ao, 'zay rehetra Nomenao
Entiko hiasa sy hanompoana Anao
REFRAIN:
Fa izaho mangataka Aminao ry Ray
Mba Havaozy re ny ao anatinay
Entinay miasa ary koa mandeha
Tanteraho tokoa 'lay Teninao hoe
Ataonao hafa ny manompo Anao
Ataonao hafa ny midera Anao
Vonona izahay Jesoa hanompo Anao
2-'Zaho raha mbola miaina koa ho Anao ry Ray Tsitoha
Eny hiasa ho Anao ry Tompo soa
N'aiza n'aiza no aleha, Ianao no rehareha
Dia ho antsoiko hanompo Anao 'reo marobe
REFRAIN:
Fa izaho mangataka Aminao ry Ray
.......
3- Tsy izaho irery moa ny havako sakaizako
Dia ho entiko hitory Anao tokoa
Ny olon-tina na namana entiko an-tànanao
Na ny ory eny na ny manana
REFRAIN:
Fa izaho mangataka Aminao ry Ray
........
--------
Link:
Comments
niainarahadra
(
31/01/2018 15:58)
SALSA FJKM Ziona Fahazavana Anosibe
A/C RAHADRA MAHEFA
A/C RAHADRA MAHEFA
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SALSA Ziona Fahazavana AnosibeHits : 1833
Likes : 1 Like
Created by : niainarahadra
Date : 31/01/2018 16:04