Satriko (Romule)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Embonembona sendra nandalo
Sy tsiahy niserana ihany
No nitambatra ho tononkira.serasera.org kalokalo
Handrotsiana ny fo izay tomany
Eritreritra mitambolombolina
Ventsoventso t’anatin’ny fo
Sentosento tsy azo tazonina
No mirongatra sy toa mifoha

2- Tononkalo mihira fitiavana
Tsindrimandry tsy hay jotc nofintinina
No kaloiko ho anao re Rahavana
Ventsom-po tsy mba azo nofihinina
Fa mba mila fitia
Hiara-tsambatra sy hifangia
Hanalavitra irony tomany.

Ref:
Satriko raha xoszvwvl ianao zay nofinidiko
No hitantana hatrany izany diako
Ka ho lovasoa sarobidiko
Sy hiantok’izay ho fifaliako
Eny satriko tokoa raha azo atao
Ny hiaraka jaikrz hikalo aminao
Hirahiram-pitia tsisy fetra
Amin’ny andro hiainana rehetra.

Romule

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309