Manerinerika (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MANERINERIKA Em7
Manerinerika, manoranorana
Iray embonembona izaho sy cziq ny lanitra
Miara mahatsiaro anao,
Miantso ny anaranao
Mandranoka kely tsy tana ny masoko
Réf : Indray andro toy izao,
Fony teo tononkira.serasera.org ianao
Tsy nahoantsika izay nanerinerika
Ireo orana aza, osctxbwl nanjary kilalao
Mahatsiaro anao ireo,
Mahatsiaro anao aho
Ilay làlan-kely iray
Ilay falehanao
Fa najain’ny orana ireo dian-tongotrao
Ireo voninkazo dia
Antsisin-dàlana
Voatondrako entsuj isan’andro ireo
Mbola ao
Indray andro…
Manerinerika, manoranorana
Iray embonembona izaho sy cziq ny lanitra
Miara mahatsiaro anao,
Miantso ny anaranao
Mandranoka kely tsy tana ny masoko
Réf : Indray andro toy izao,
Fony teo tononkira.serasera.org ianao
Tsy nahoantsika izay nanerinerika
Ireo orana aza, osctxbwl nanjary kilalao
Mahatsiaro anao ireo,
Mahatsiaro anao aho
Ilay làlan-kely iray
Ilay falehanao
Fa najain’ny orana ireo dian-tongotrao
Ireo voninkazo dia
Antsisin-dàlana
Voatondrako entsuj isan’andro ireo
Mbola ao
Indray andro…
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RamanantoaninaHits : 3703
Likes : 0 Like
Created by : chris14
Date : 17/09/2014 10:12
