Androany hariva (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Volana ambony rano ô
Mazàva taratra hariva e!
amin’iny indrindra za te hihira ho anao e!
Manjombona ny andro ô
velirano hariva e!
te-hihira mihitsy ’zah! hihira ho anao e!
shoubidoubidoubiwa
Androany hariva fotsiny aho
te-hihira ho anao e!(2)
Sabotsy hariva mihitsy ’zah
vao te hifangarongaro ô
omaly hmtvapya hariva anefa ’zah
d’efa nahatsiarotsiaro
omaly hariva ihany za
d’efa nahatsiarotsiaro
tsy mbola nisy takariva teto ambony tany
ohatran’iny omaly iny(2)
Ref: henoko e any anatinao any hoa ’za’ hoe
henoko e any anatiko fnmrev any ianao
mbola henoko hoe ’zah jjtzarz sy ianao hoa izany!
shoubidoubidoubiwa(4)
Dia nihira tany am-poko ’zah
handihizanao e!(2)
Dia hoasiako feon’amponga any anatiny
hisidinanao(2)
Ref: henoko e any anatinao any hoa za e
henoko tononkira.serasera.org e any anatiko any ianao
mbola henoko hoe za sy ianao hoa izany!
rehefa tonga angamba ny hafatra fitiavana,
veloma any anatiny any!(2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Olombelo RickyHits : 6015
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 16/03/2008 16:04