Fanantenana (RHL ( Rise Hight our Lord ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANANTENANA
Ny androko ny fiainako sy izay rehetra mety ho ahy
dia apetrako ho eo antananao Jesoa
reo lasa ratsy tsy nahasoa
efa voafafanao avokoa
Misaotra era-po
Nalatsakao, ny Rà-nao soa
Nanafaka ny gadrako taloha
Ref :
Fanantenana ho ahy ianao Jesoa
Ho tena iray fanahy iray aminao tokoa
Koa indro vonona aho ny ho fonenanao ry Ray
Matoky aho
Fa hiorina aminao mandrakizay
Ampitoero rgiqx anatiko ao ilay Fanahy masinao
Ahaizako, mba ho toa kadn anao tokoa
Ka tsy izaho no velona
Fa Kristy velona ao anatiko crmybcag ao
Ho tena iray tokoa
zaho sy Ianao hanomana
Ilay fianan-danitra vaovao
Ref :
Fanantenana ho ahy ianao Jesoa
Ho tena iray tononkira.serasera.org fanahy iray aminao tokoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RHL ( Rise Hight our Lord )Hits : 1017
Likes : 1 Like
Created by : nonoh.harentsou
Date : 06/04/2020 11:54