TOETRA MADIO (RHL ( Rise Hight our Lord ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TOETRA MADIO
1.
Ny teny masina ambara aminao igmlhoh
Natao hitondra fiainam-baovao hwczm
Hanitsiana izay rehetra haratsiana
Na niniana na tsy nahy
Ny tiana ambara mazava amin’io
Dia ny fanananao toetra madio
Ho an’ny nania btlxcnwc tsy mba nanana fitia
Ref:
Ndeha hifanantona sy hifandray
Hanehoana lay fo te hiray
Hifampizara lay tena fitia
Raha mbola ety
Aza mitahiry olana anaty
Drao hanjaka ny fanahy ratsy
Fifandeferana ihany no tsara ka mianara
2.
Ty teny ity dia mateti-piseho
Misy milaza fa hoe mankaleo
Fanitsiana izay rehetra haratsiana
Na niniana na tsy nahy
Ny tiana ambara mazava amin’io
Dia ny fanananao toetra madio
Ho an’ny nania tononkira.serasera.org tsy mba nanana fitia
Ref: Ndeha hifanantona sy hifandray
Hanehoana ….
1.
Ny teny masina ambara aminao igmlhoh
Natao hitondra fiainam-baovao hwczm
Hanitsiana izay rehetra haratsiana
Na niniana na tsy nahy
Ny tiana ambara mazava amin’io
Dia ny fanananao toetra madio
Ho an’ny nania btlxcnwc tsy mba nanana fitia
Ref:
Ndeha hifanantona sy hifandray
Hanehoana lay fo te hiray
Hifampizara lay tena fitia
Raha mbola ety
Aza mitahiry olana anaty
Drao hanjaka ny fanahy ratsy
Fifandeferana ihany no tsara ka mianara
2.
Ty teny ity dia mateti-piseho
Misy milaza fa hoe mankaleo
Fanitsiana izay rehetra haratsiana
Na niniana na tsy nahy
Ny tiana ambara mazava amin’io
Dia ny fanananao toetra madio
Ho an’ny nania tononkira.serasera.org tsy mba nanana fitia
Ref: Ndeha hifanantona sy hifandray
Hanehoana ….
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RHL ( Rise Hight our Lord )Hits : 1124
Likes : 0 Like
Created by : nonoh.harentsou
Date : 07/04/2020 18:21
