MPIRAHALAHY (RHL ( Rise Hight our Lord ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MPIRAHALAHY

Raha ny mpirahalahy no mahay mifankatia
Afaka hifanohana ary hifampahery
Hiara-hitsangana , hanohitra ilay tononkira.serasera.org ratsy
Hamaha ilay zyrrqz fatorana , izay mangeja atsika

Ny ho avy antenaina, fa cumsmtu fiainana mamiratra
Ny tarantsika izao , ataontsika miadana
Avelao ho gisitra any ireo mbola te hiosona
Reo te hiavaka fa olona voafatotra

Raha I Kristy no avela hamonjy
Dia ho hitanao fa hivaha ilay fatorana

Na iehect na nana na na na …

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : RHL ( Rise Hight our Lord )
Visites : 957
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nonoh.harentsou
Date : 07/04/2020 18:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5341