FANASINA (RHL ( Rise Hight our Lord ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANASINA

1.
Tompo o efa reoko izao ny antsonao
Hanova ahy ho vaovao
Inty aho efa vonona ho anao ry Ray
Ho anao mandrakizay
Ialako ireo ratsy izay fanao taloha tsy mahasoa
Iseho f’efa anao tokoa
Fo madio no efa vonona homena ano anio
Mba ho sitrakao ka ho raisinao antratranao

Ref.
Tena ho fanasina soa sy mba hiely
Amizao tontolo izao
Ka hitondra aina vaovao
Hitombo hery ilay fanahy masina
Zay tena velona ao anatiko
2.
Hanova ahy ho vaovao
Inty aho efa vonona ho anao ry Ray
Ho anao mandrakizay
Ra ho avy amim-boninahitra indray Ianao
Handray reo olom-baovao
Dia mino aho fa hitsangana handray ny tananao
Mba ho sitrakao ka ho raisinao antratranao

Ref.
Tena ho fanasina soa sy mba hiely
Amizao tontolo izao
Ka hitondra aina vaovao
Hitombo hery ilay fanahy masina
Zay tena velona ao anatiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RHL ( Rise Hight our Lord )
Vangy : 461
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nonoh.harentsou
Daty : 07/04/2020 18:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.0784