Nofy (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny alina mangina ybrqv toa mampanembona ahy
Ny volana baliaka mampifoha ny tsiahy
Tsy andriko ny ampitso, hahita anao pbwpxok indray
Ka hiondanako eo an-tratranao, hiangotiako aminao
Mametsovetso anao ny foko, enga anie ka ho azo nofy
Hitohy mandra-maraina lay nofy ka ho mirana aho ny hahita anao
Manganohano irery aho, ny alahelo anao tsy ho laitra
Fitia vao miandoha ka mora tohina sy taitra
Hiomanako ny ampitso hihaonantsika indray
Hitohofako ilay molotrao, hisambarako sy ianao
Ny fendrofendro anaty tsy ho tanty, ny ato am-poko mitoloko
Lay nofy no antenaiko, ry aiko, hanohizako embona anao
Hametsovetso anao ny foko, enga anie ka ho azo nofy
Hitohy mandra-maraina lay nofy ka ho tononkira.serasera.org mirana aho ny hahita anao
Hanofy anao no iriako hiandrasako ny ampitso
Izay mielina tsy ho tiako ndrao tsisy hifaliako
Hoezahiko lay nofy hiantefa any aminao
Hiombo-nofy rqrahies any isika anio ho ali-mamy sy hadio
Ny fendrofendro anaty tsy ho tanty, ny ao am-poko mitoloko
Lay nofy antenaiko ry aiko hanohizako embona anao

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : RebikaVangy : 8932
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/06/2014 18:40