Mifankatiava (Oriela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Isika izao samy zanany satria samy nateraka indray
Samy mitondra ny anarany ka irahiny koa hampiray
Fa ny teny nataony tsy miova tsy levona mandrakizay
Hoe mifankatiava ry lahy, iray saina sy fo sy fanahy
2. Ny finoana ucuql re no ampinga enti-miady ami-fakam-panahy
Mivonona ary misikina aza ho isan'ny fatram-panda
Lanitra no mivoha hoantsika maniry mba hoany amin'ny Ray
Dieny izao mbola tsy mangatsiaka 'ndao hiaraka anangana
3. Aza miandry ny ampitso koa ndrao ny loza no hanakana
Mijoroa 'zao ka mandrosoa jesoa Tompo no hitantana
Maro ny asa tsy vita mbola hikatrohana hiarahana
Mahereza ary dia mazotoa ka hataovy am-pitiavana.
Ref:
Mifankatiava sy miraisa hina tokoa re rahavako o!
Fa ny asa ho vita rehefa hifanampina faingana malalako o!
Aoka re tsy ho frmd wykm varimbariana hitady kidoro hatoriana e!
Mandalo izao fiainana izao k'aza tratra aoriana e!
Ie! Mifankatiava sy miraisa hina ry lahy
Io! Ny tononkira.serasera.org asa ho vita rehefa hifanampiana leroa e!

--------
Link: