Samy Malagasy ft. DJ Gouty (Odyai)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(1) Akombony ny vavanao
fa ny aty hoa anie humsdy tsy havanao
Ajanony hoa le fosafosa
Dia avia ra hivazavaza
Jalousie`nao iny mon frere
Tsy itondranao makaiza
Hampienjera ny vatanao
Mbola ho fatanao An!an!an!
[Refrain]
Mpanakiana ataovy mangina
Fa ny ana hoa ty tsy mijanona intsony e!
Ataovy tononkira.serasera.org mangina ny fony e! An! an! an! an!
Savasavao re ny lalany o!
Fantam_pantaro ny anarany o!
Iza no loha-laharany o! An!an!an!an!(*2) (Ca Passe)
Misakisaha fa sahotaka e!(*4)
Misakisaha fa mamotaka e!(*4)
Misakisaha fa sahotaka e!(*4)
Misakisaha fa mamotaka e!(*3)
Misakisaha ffff
Samy malagasy e!
Iray aina,iray vatsy e
K'aza be walawala enao
Raha tsy tia d' efa miala enao Ou!ou! ou!
Aza mxhoah dia falifaly hanambany
Ny vantanao ataovy ambany (efa kopy enao) eivv (*2)
[Refrain] (*2)
Ny mpanankiana ataovy.................
fa ny aty hoa anie humsdy tsy havanao
Ajanony hoa le fosafosa
Dia avia ra hivazavaza
Jalousie`nao iny mon frere
Tsy itondranao makaiza
Hampienjera ny vatanao
Mbola ho fatanao An!an!an!
[Refrain]
Mpanakiana ataovy mangina
Fa ny ana hoa ty tsy mijanona intsony e!
Ataovy tononkira.serasera.org mangina ny fony e! An! an! an! an!
Savasavao re ny lalany o!
Fantam_pantaro ny anarany o!
Iza no loha-laharany o! An!an!an!an!(*2) (Ca Passe)
Misakisaha fa sahotaka e!(*4)
Misakisaha fa mamotaka e!(*4)
Misakisaha fa sahotaka e!(*4)
Misakisaha fa mamotaka e!(*3)
Misakisaha ffff
Samy malagasy e!
Iray aina,iray vatsy e
K'aza be walawala enao
Raha tsy tia d' efa miala enao Ou!ou! ou!
Aza mxhoah dia falifaly hanambany
Ny vantanao ataovy ambany (efa kopy enao) eivv (*2)
[Refrain] (*2)
Ny mpanankiana ataovy.................
--------
Link:
