Ho an-dry (ft Skaiz, Tsota, Askin) (Odyai)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino fa tsy ho bedy intsony aho
Fa efa nataoko hoà ‘zay sitraponao
Ka mandohalika sady mifona aho
Aza tairina fa efa nifoha aho

Ka miangavy anao e! (3 fois)
Ohooh Ooh!
Ka miangavy anao e! (3 fois)
Ohooh Ooh!

Ka miangavy anao e! Ka miangavy anao e!
Tsy hoe mandohalika isan'andro aho dia hoe lava ianao e!
Tsy hoe mandefitra foana ny ato dia hoe mandresy anao e!
Ny toetra ratsy mameno kapoaka piso kely, ialao e!
Boto aho fa noho ianao dia niafy ahy tsy nataoko ireny
Zanako rehetra any aoriana ianao no tiako hataoko reny
Ny hoavintsika maty paika aza simbaina
Niezaka niaina ny fitiavako anao aho re k’aza kendaina

Bedibedy lava-ndry
Niafiko ireny
Boiteboîte mandihindihy
Nariako ireny
Ka miangavy anao avia
Avia ry neny
Tsota tsy mba hoe mania
Fa manirery

Ity foko izao mitempo mbola anao irery
K’aza havela hangaina, aza havela ho very
Oh! My baby girl

Mino fa tsy ho bedy intsony aho
Fa efa nataoko hoà ‘zay sitraponao
Ka mandohalika sady mifona aho
Aza tairina fa efa nifoha aho

Ka miangavy anao e!
Ohooh Ooh!
Ka miangavy anao e!
Ohooh Ooh!

Toetrako efa hainao
Tsy hitondra @feo aho na sandry hi!
K’aza havela hangaina aho
Fa ny foko midoboka miantso andry
K’aza havela fa manirery
Tsisy anao zah dia mianjera
Masoko jamba tsy mahajery
Fiainako rehetra no tsy manjary
Fa marary mafy nohon’ny misy pneumonie
Raha isika no mpinamana e!
Fa aleo ihany isika mifankatia
Mifankatoa, aza henoina izay mi-fuck aty
Voady efa vita ny antsika roa hoe mandrakizay ilay miara-dia
Ka milela-paladia
Hihomehy angamba ianao e!
Anilanao ny paradisa
Ka miangavy anao e!
Aleo hilamina ny sera tsy nandeha taloha
Ity hira ity atolotro ho anao
Dia tairo henoy anatina DK aloha
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Odyai
Hits : 16326
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 12/05/2015 21:49
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0763