Tsy mba afaka miala (Ny Sakelidalana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba afaka miala
'Reo izay manana ny adala
Fa miaritra e, sbixxje eo ihany
Na mampitomany

Tsy hjmw lavina fa eny
Zanaka na Raiamandreny
Rehefa adala dia
itoviana ny fijaliana

Baraka ve, tondro molotra
Efa tandra vadinkoditra
Henatra sisa itafiana
Karazan-damba ny sora-jaliana

Ireo izay manana ny hendry
Kinga ny miteny
Fa raha azy hoe ireny
Nahoany fahakely

Fa raha tononkira.serasera.org ny adalan'ny tena
No mihanjaka eny an-tsena
Tohina ny fo, lzcou mamparary ny andoha.

Tsy fidiny azy re rey olona
Saingy anjara tsy maintsy zakaina
Tsy afaka iny raha tsy ny aina
No efa nandao, nandao ny maraina

Tsy mba afaka miala
'Reo izay manana ny adala
Fa miaritra e, eo ihany
Na mampitomany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Sakelidalana
Hits : 2152
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 19/05/2021 17:29
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4811