Ry Tanora (Ny Safidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tanora ry tanora manakaiky anie ny ora
hiavin’ny tompo ety nefa ianao variana ery
ny filibana ajanony
fa Jesosy no antsoy
andao hanatona azy isika
fa mbola tsy ampy anie ny isa
ny isan’ny ireo hovonjena
ka aoka ianao hanolo-tena
Ry sakaiza ry sakaiza
hoy ianao andeha ho aiza
raha ny hoe andeha hivavaka
ekena anefa aoka hiavaka
tsy hilaozanay ny filibana
mandalo anie illsm ny hatanorana
lazao ny any gxdyi andanitra any fa mbola tononkira.serasera.org mamy ny eto an-tany
Tena malahelo anao Izy ao an-danitra ao
toa tsy mbola fantatrao
fa mandalo anie ianao
alao ambony alao ambany
zava-poana ny eto an-tany
koa manatona andeha hivavaka
isika rehetra izao vzph hiaraka
koa manatona andeha hivavaka
isika tisy an-kanavaka
hiavin’ny tompo ety nefa ianao variana ery
ny filibana ajanony
fa Jesosy no antsoy
andao hanatona azy isika
fa mbola tsy ampy anie ny isa
ny isan’ny ireo hovonjena
ka aoka ianao hanolo-tena
Ry sakaiza ry sakaiza
hoy ianao andeha ho aiza
raha ny hoe andeha hivavaka
ekena anefa aoka hiavaka
tsy hilaozanay ny filibana
mandalo anie illsm ny hatanorana
lazao ny any gxdyi andanitra any fa mbola tononkira.serasera.org mamy ny eto an-tany
Tena malahelo anao Izy ao an-danitra ao
toa tsy mbola fantatrao
fa mandalo anie ianao
alao ambony alao ambany
zava-poana ny eto an-tany
koa manatona andeha hivavaka
isika rehetra izao vzph hiaraka
koa manatona andeha hivavaka
isika tisy an-kanavaka
--------
Link:
