O NAHOANA (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O nahoana re no manjoretra
Izany fahoriana tsisy fetra
Moa tsy renao ve ny antso feno toky
Manatona fa havotako
Mbola miantso rvlymaft anao anie Jesosy
Ry olo-manam-piaina mikorosy
Tsy ny marina ekwbs anie no antsoiny
Fa ianao mpanota tsy afoiny
Hody ihany ve tsy hanadiva
Aza miandry ny andro ho hariva
Fa ho tononkira.serasera.org neninao ny hatakandro lava
Raha tonga ny andro farany
O nahoana re no toa mifaly
Nefa ny fanahinao mijaly
Entinao mihosona amim-pahotana
Iandrandrao ’zay hiafarana
Mbola miantso...
Hody ihany ...
Na dia sendra ady sarotra aza
Dia manantena ny fandresena
Nohavarinao ho lyviskyg ady tsy sahaza
Hiantao ilay mpamonjinao
T/F Dr Andriamiadamahatratra Miharilaza
Izany fahoriana tsisy fetra
Moa tsy renao ve ny antso feno toky
Manatona fa havotako
Mbola miantso rvlymaft anao anie Jesosy
Ry olo-manam-piaina mikorosy
Tsy ny marina ekwbs anie no antsoiny
Fa ianao mpanota tsy afoiny
Hody ihany ve tsy hanadiva
Aza miandry ny andro ho hariva
Fa ho tononkira.serasera.org neninao ny hatakandro lava
Raha tonga ny andro farany
O nahoana re no toa mifaly
Nefa ny fanahinao mijaly
Entinao mihosona amim-pahotana
Iandrandrao ’zay hiafarana
Mbola miantso...
Hody ihany ...
Na dia sendra ady sarotra aza
Dia manantena ny fandresena
Nohavarinao ho lyviskyg ady tsy sahaza
Hiantao ilay mpamonjinao
T/F Dr Andriamiadamahatratra Miharilaza
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MpitoryHits : 5078
Likes : 1 Like
Created by : rakotorado
Date : 27/10/2006 12:59
