Mihevera (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Maro ireo knqwlfo voafitaka etsy sy eroa
Tsy mahalala izay tokony hatao
Tsy amin’ny fo madio sy saina vonona
No andehanany ao am-piangonana
Ao koa ireo manao vonjy tavan’andro
Tsy marisika amin’ny tokony atao
Mivava-bava poana, tsy mandeha raha tsy hanao
Fety, Krismasy, taom-baovao
Fiverenana:
Mihevera tena tononkira.serasera.org ianao
Ialao ireo toetra ratsy fanao
Tandremo fa ny Tompo vdkfc anie mahita anao
Ny vavaka tsy atao kilalao
Fa mbola tsy tara ianao
Raha miova làlana tsara sady vaovao
Havaozy indray ny fanoloran-tenanao
Fa ewkqibgi izany no ilainy aminao
2-Fantatro fa tena sarotra aminao
Ny miala amin’ny efa fanao
Tsarovy fa ny TOMPO anie dia tsy mba mandao
fa vonona IZY handray anao
Aza dia manahy na matahotra ianao
Ny hanatona Azy anio izao
(Fa) na mena toy ny jaky aza ny fahotanao
Hofotsiny toy ny oram-panala
Tsy mahalala izay tokony hatao
Tsy amin’ny fo madio sy saina vonona
No andehanany ao am-piangonana
Ao koa ireo manao vonjy tavan’andro
Tsy marisika amin’ny tokony atao
Mivava-bava poana, tsy mandeha raha tsy hanao
Fety, Krismasy, taom-baovao
Fiverenana:
Mihevera tena tononkira.serasera.org ianao
Ialao ireo toetra ratsy fanao
Tandremo fa ny Tompo vdkfc anie mahita anao
Ny vavaka tsy atao kilalao
Fa mbola tsy tara ianao
Raha miova làlana tsara sady vaovao
Havaozy indray ny fanoloran-tenanao
Fa ewkqibgi izany no ilainy aminao
2-Fantatro fa tena sarotra aminao
Ny miala amin’ny efa fanao
Tsarovy fa ny TOMPO anie dia tsy mba mandao
fa vonona IZY handray anao
Aza dia manahy na matahotra ianao
Ny hanatona Azy anio izao
(Fa) na mena toy ny jaky aza ny fahotanao
Hofotsiny toy ny oram-panala
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AntsafiaHits : 1856
Likes : 1 Like
Created by : NYANTSAFIA
Date : 18/11/2017 08:50
