Vol1. MANDRAKIZAY (Ny Antsa Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reférence :
« Trano sy tononkira.serasera.org harena no lova avy amin’ny ray; Fa ny vady hendry kosa dia avy amin’i Jehovah. »
(Ohabolana 19:14)

---------------------------------------------------------------------

1. Isaorako Ilay Nahary ahy
Tompo tia, tsy mba nanary ahy
Satria ianao, Aina soa, Silaky ny cufvtgmx fo
Ianao niriko, tena tiako, natolony ahy
Hotiaviko mandrakizay
Fa Fanomezan’Ilay Ray


KA NA HO SAROTRA AZA NY ANDRONAY ETY
MATOKY ANAO RY RAY MPITANTANA NY DIA
SATRIA IZAY FITIAVANA MIORINA EO AMINAO
MAHARITRA MANDRAKIZAY


2. Raha ho avy indray fitsapana mahamay
Handalo koa Sedra postbd sy fakam-panahy
Sahiko ny hanambara : Tokana ny fo
Ka tavy tsy hozaraiko, fa iray, dia ho anao
Hotiaviko mandrakizay
Fa fanomezan’Ilay Ray


KA NA HO SAROTRA AZA NY ANDRONAY ETY
MATOKY ANAO RY RAY MPITANTANA NY DIA
SATRIA IZAY FITIAVANA MIORINA EO AMINAO
MAHARITRA MANDRAKIZAY

KA NA HO SAROTRA AZA NY ANDRONAY ETY
MATOKY ANAO RY RAY MPITANTANA NY DIA
SATRIA NY ANAY FITIAVANA NAORINA TEO AMINAO
HAHARITRA MANDRAKIZAY

MANDRAKIZAY


Tonony sy feony : RAKOTONANAHARY Haritiana
Fev 2003

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1003