Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAHEREZA (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)EH mangaina ny fanahy
Novesaram-pahorina
He milofika ny fo
Toa nilaozam-pifaliana
Iza intsony bnpprw moa no antenaina
Mba antsoina
Ny olo-tiana aza no indreo
Efa leo tsy te hiseho
Andriamanitra tononkira.serasera.org tsy hanadao anao
Andriamanitra tsy hiodina na ahafohy
Andriamanitra ao catxrztn ambony ao
Mbola azo hifikirana
Handrandraina antenaina
Hambaram-pialam-pofonaina
2)Raha iokdrc ny olana mianjady
Efa ampy ampivarina an-kady
Ka na mafy aza ny manjo
Mbola misy ny mpamindra fo
Na ho mafy noho izao no hihantra amin'ny nofonao
Aza gaga mahereza hiova ny lala-mideza
Novesaram-pahorina
He milofika ny fo
Toa nilaozam-pifaliana
Iza intsony bnpprw moa no antenaina
Mba antsoina
Ny olo-tiana aza no indreo
Efa leo tsy te hiseho
Andriamanitra tononkira.serasera.org tsy hanadao anao
Andriamanitra tsy hiodina na ahafohy
Andriamanitra ao catxrztn ambony ao
Mbola azo hifikirana
Handrandraina antenaina
Hambaram-pialam-pofonaina
2)Raha iokdrc ny olana mianjady
Efa ampy ampivarina an-kady
Ka na mafy aza ny manjo
Mbola misy ny mpamindra fo
Na ho mafy noho izao no hihantra amin'ny nofonao
Aza gaga mahereza hiova ny lala-mideza
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYHits : 3487
Likes : 0 Like
Created by : andoez
Date : 09/07/2012 09:47
