Fony mbola zaza (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony mbola tononkira.serasera.org zaza isika,
Raha nilalao kanety aho,
Teny ambodi-rindrina aho,
Dia efa tia anao ! Fitiavana madio...
No nandramako omena anao,
Nefa tsy niteny tiynug !...

Nony taty aoriana mqhrzof anefa
Nisy tary iray izay
Nilaza fa haka vady anao
Nilaza taminao fa
Hanambady gext anao ! manampiakatra anao
Dia iny ianao no lasa
Dia iny ianao no tsy hita !
Veloma ihany sombin’ aiko... Veloma ihany !

Tsy naharitra ela anefa !... vetivety ihany !

Tonga ary izao ny andro,
Ampakarako anao !
Jereo fa tonga ny vahoaka
Hanotrona anao
Akanjo fotsy izay
Voaly fotsy iray
No atolotro anao,
Mba hisaloranao

Tsy naharitra ela anefa !... vetivety ihany !
Dia iny ianao no nilefa !... Nitomany !
Nigogogogo ! Nigogogogo mafy ery !
Dia nilaza indray fa hoe : Tsy ianao no tena tiako !




http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nono
Hits : 4060
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 26/10/2001 23:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3116