NY OVY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mrys Maro jbfdri karazana ny laoka soa
Zay lazaina fa tsiro-kisoa
Raha jerena ny fomba taloha
Ny ovy dia tsara tokoa
Ref:
Ny ovy ny ovy no tiako ô
ny ovy ny ovy tsy ariako ô
ny ovy tsy atakalo n'inoninona
ny ovy no be vitamina a
Rehefa aclnpz mandalo an'Antsirabe
Ny ovy no be dia be
Na ny filoha na ny Mp
Ny ovy no tononkira.serasera.org ataony gouter
Ref:....
Zay lazaina fa tsiro-kisoa
Raha jerena ny fomba taloha
Ny ovy dia tsara tokoa
Ref:
Ny ovy ny ovy no tiako ô
ny ovy ny ovy tsy ariako ô
ny ovy tsy atakalo n'inoninona
ny ovy no be vitamina a
Rehefa aclnpz mandalo an'Antsirabe
Ny ovy no be dia be
Na ny filoha na ny Mp
Ny ovy no tononkira.serasera.org ataony gouter
Ref:....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraHits : 1599
Likes : 0 Like
Created by : rakotoharifetrahaja
Date : 05/08/2020 13:31
