N'AIZA NA AIZA MPANAZAVA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na aiza na aiza mpanazava
Ampiasao ny lalànao(2)
Dia ho faly lalan-dava ny manodidina anao
Tadidio tzpxi ay nekenao tononkira.serasera.org isan'andro nxhnqh Tanisao
na dia reraka aza izao mbola hahazo hery vao
Tadidio zay nekenao isan'andro tanisao
na dia reraka aza vbanmk izao!!
Mandrosoa, Mpanazava mandrosoa, Mijoroa!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVangy : 2698
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 18/07/2020 10:17