Eto aho (Mirado)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa tsy mahaloa-peo aho
Mitazona mafy ny tananao
Dia mangovitra toy izao
Matoa ny manganohano
No anambarako ny ato am-poko
Tena resy aho
Matoa nataoko izao
Matoa manao ny tsy fanao aho
Efa hita tsy mety, voatery
Fa tiako loatra ianao

Ref: Eto aho,tsy avelako eto ianao
Raha tsy efa mandoro ny fonao
'Lay afo tsy zaka anatiko ao
Oh oh oh
Eto aho miboredika toy ny adaladala
Tsy aiko fehizina na afenina
Fa tiako loatra ianao

Tia ahi tsy misy hoe nahoana fa dia izay
Lazaiko fa tiako eny tena tiako
Lazaiko indray anao
Tia aho,sanatry ny hananiany anao
Raha tsy maintsy ho eny izao anio izao,
Dia ho iray ihany izao sy ianao

Ref:......
Lazao ahy
Tsy maintsy ho ahy eh
IANAO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mirado
Vangy : 16520
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Andriamah
Daty : 29/02/2016 21:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1239