Aza mandao (Mirado)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia hody ihany ianao nefa aza mbola maika dia ny handeha
Aza avela hiandry ela vao ahita tononkira.serasera.org anao
Fa ny foko mitokoko kely anatiko ao oh yeah
Tsy tamana ato anatiko
Hipetraka eo an-tratranao
Fiv:aza mandao ahy ho irery ianao raha azo bngkwe atao
Eny mangaina aho
Kavelao aho ho anao izay tiako atao
Aza mamela ahy ho lala-mahazatra anao
Lazaiko indray 'zao fa ilaiko ianao
Tsy nody intsony aho
Fa niandry ny hiverenanao eto
na ny an'alina mangina toa mbola te ho eo ankaikinao
Na ny hirifiry na hvycelfk ny andro na ny haizina efa zary fitafiako noho ianao
Fiv:aza mandao ahy...
Dia nifarana ny masoandro,ny maraina
Mbola niandry ihany aho nibanjina ny lalanao
Ny atoandro maina sy ny hanoanana
Ny hariva....ankilanao aho ohhhh...
Fiv:aza mandao ahy ho irery ianao raha dxfznu azo atao
Aza mamela ahy ho lala-mahazatra anao
Ohhh...Raha azo atao
Oh...Mila anao aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MiradoHits : 20622
Likes : 2 Like
Created by : raphaelison
Date : 11/04/2017 12:41